Le mythe d’Ibonia le grand Prince (Madagascar) , livre ebook

icon

494

pages

icon

Français

icon

Ebooks

2008

Écrit par

Publié par

Lire un extrait
Lire un extrait

Obtenez un accès à la bibliothèque pour le consulter en ligne En savoir plus

Découvre YouScribe en t'inscrivant gratuitement

Je m'inscris

Découvre YouScribe en t'inscrivant gratuitement

Je m'inscris
icon

494

pages

icon

Français

icon

Ebook

2008

Lire un extrait
Lire un extrait

Obtenez un accès à la bibliothèque pour le consulter en ligne En savoir plus

Publié par

Date de parution

01 janvier 2008

Nombre de lectures

0

EAN13

9782845869776

Langue

Français

Poids de l'ouvrage

4 Mo

François Noiret
Le mythe le grand
d’Ibonia Prince
(Madagascar)
KARTHALA
LE MYTHE D’IBONIA
Publié avec le concours du Centre national du Livre
KARTHALAsur Internet : http://www.karthala.com Paiement sécurisé
Couverture :
Illustration de la Genèse dDIbonia par Noël Razafintsalama, «Oh ! Vivante-Mère, avec toi je suis gentil, mais avec les autres, je suis redoutable !» §98.
Éditions KARTHALA, 2008 ISBN : 978-2-84586-977-6
François Noiret
Le mythe d’Ibonia, le grand Prince
(Madagascar)
Teny fanolorana Solo-Raharinjanahary
Préface de Noël J. Gueunier
Éditions KARTHALA 22-24, boulevard Arago 75013 Paris
Conjointement à la présente édition de cet ouvrage, la même édition est publiée à Madagascar aux éditions Foi et Justice, BP 3832, Antananarivo.
Teny fanolorana
Nangatahin’i Mompera François Noiretny tenako hanolotra aminny teny malagasy ity boky :Le Mythe d’Iboniaity. Nisalasala mafy aho satria boky lehibe ary avo lenta dia avo lenta tokoa ny zava-boalaza ao ; ka tsapako fa tsy mifanentana aminizany ny fahalalako raha ny momba ny angano lehibe toa anIbonia no resahina. Koa am-panetren-tena no andraisako anjara aminny fanolorana izao boky izao. Ny fandraisany anjara taminny Fikaonandoha mikasika ny angano sy ny fomban-drazana eto Madagasikara sy ny faritra Ranomasibe Indianina 1 (Septambra 2005) no nifaneraserako akaiky voalohany tamini François Noiret. Fantatra ny fahalalany sy ny fahaizany momba io lohahevitra io, ka tsy nisalasala aho nanasa azy taminizany. Ny tantaranIbonia: fitantarana 2 lava sy lehibe ary fohy no lohateninny fandraisany anjara taminizany. Nahafahany namaritra ny dingana misy ny fanadihadiana nataony momba io lohahevitra io ny famelabelarana nataony ary efa nampiomana ny olona izy fa hamoaka ity boky lehibe atolotra ankehitriny ity. 3 Taoriana kelinizay dia nandray anjara taminny bokyRaki-pika rohana ho fanomezam-boninahitra ny Profesora Lucien Xavier Michel 4 Andrihanarahinjaka izy. Lahatsoratra mikasika anIbonia no natolony taminizany. Haini François Noiret tsara ny nanazava ho anny sarambabenny olona ny votoatinny angano toy itony taminny famelabelaran-kevitra nataony tao Tsianolondroa-Fianarantsoa taminny fanolorana io boky ny 1 septambra 2006. Nambarany fa ny fanomezana hasina ny fanambadiana no fototry ny anganonIlbonia. Fanadihadiana vokatry ny fandalinana efa naharitra am-polon-taonany maro no alahatri François Noiret aminity boky ity, Isanny lohahevitra
1.
2. 3.
4.
Colloque scientifique international :s deContes, mythes et traditions populaire Madagascar et des Mascareignes, Pôle dExcellence de locéan Indien (septembre 2005). L’Histoire d’Ibonia, grands et petits récits. Études offertes en hommage et à la mé moire du Professeur LucienXavier Michel ANDRIANARAHINJAKA,éd. de la Facultédes Lettres et Sciences humaines, 2006 (p. 81-88). Cercle cosmologique et cycle de la vie dans le mythe dIbonia.
lehibe nasehony tamin’ireo fandinihana samihafa nataony momba an’Ibonia ny hevi-dehiben’ny fanambadiana. Hazavainy ato ny fifandrohizan’ny angano lehibe noho lava sy ny tantara: hatraiza ny fetra sy ny elanelana amin’ny filazan’ny angano sy ny ambaran’ny tantara ary ny hita eo amin’ny fomba amam-panao amin’ny fanambadiana eo amin’ny fiainana andavanandro. Manana ny lanjany ary azo hakana hevitra ny famakiana ity boky ity na eo amin’ny fombam-pandinihana arosony na eo amin’ny hevi-dehibe raketiny. Dingana maro no nizoran’i François Noiret tamin’ny nampifanatrehana ireo verisiòna (filaza) Ibonia samihafa hita hatramin’izao, Ny anganon’Ibonia moa dia mbola velona ary tantarain’ny olona hatramin’izao eran’i Madagasikara. Misy moa ny verisiòna antanosy nangoniko tamin’ny taona 1976 mbola hivoaka aoriana kely anatina amboara iray miaraka amin’ny dikany amin’ny teny frantsay.Boliamasoboliamanorono anarana ilazan’ny Antanosy an’i Boniamasoboniamanoro. Ny fifanovanansylhita eto moa dia mpitranga ihany na dia tsy maro toy ny fifamaliana feo hafa aza. Ohatra :lalanana / lananana« volo itondrana rano ». Lava dia lava ny fitantarana antanosy an’iBoliamasoboliamanoro, mahatratra adiny telo mahery ny fandraisam-peo ary satria tanora haingam-pitenenana no nitantara dia 80 pejy eo ho eo ilay angano rehefa nosoratana. TsyBoliamasoboliamanoroanefa no lohateny nomen’ny mpitantara izany angano izany na dia tena izy aza no mpandray anjara fototra ao amin’ny angano fa nataony hoeSizamariapito.:Izao no nanolorany azy manao hoe Ao ianareo hanaovako an’i Sizamariapito. Manan-danja izany safidin’ny mpitantara izany satria dia io Sizamariapito izay anabavin’i Boliamasoboliamanoro io no fiandohan’ny angano ary koa fiafarany. Voalaza ao tokoa mantsy fa ny fanavotana an’io anabaviny io izay nalain-dRevato an-keriny ho vady no nahatonga an’i Boliamanoro hiatrika ny hery sy loza samihafa. Zanak’i Ndrembahoaky, mpanjaka lehibe ampovoantany, i Boliamanoro sy i Sizamariapito. Saingy novonoin-dRevato ireo ray aman-dreniny ireo hakany an-keriny an’i Sizamariapito ho vady. Mbola zaza menavava i Boliamanoro tamin’izany ka ny renibeny no nitaiza nahalehibe azy. Nasehon’ny angano hatrany ny toetra sahisahy sy mankahatra zavatra nananan’i Boliamanoro. Koa ny lehibe indrindra tamin’izany dia ny famoràna ny tenany ka ny fihantsiana ireo heverina fa mahery sy matanjaka indrindra no nanatanterahany izany. Ary avy eo izy dia nandeha haka an’i Sizamariapito anabaviny any an-tanin-dRevato. Fitsapana sy sedra samihafa no natrehiny tamin’izany nefa koa dia nanampy azy avokoa na ny biby an-tanety na an-dranomasina rehefa nahatsapa ny heriny. Ary na dia ny mponina sy ny olona nanodidina an-dRevato aza dia nanampy an’i
6
Boliamanoro hahita ny misy an-dRevato hakany an’i Sizamariapito anabaviny. Ny fifandonan-dRevato sy Boliamanoro dia niafara tamin’ny faharesen-dRevato. Tsy novonoin’i Boliamanoro anefa izy fa vao mainka aza nekeny ny fanambadian-dRevato sy Sizamariapito. « Fa na dia ratsy fanahy aza ianao, hoy izy, ary na dia nanao ratsy ahy aza ianao ka novonoinao ny ray aman-dreniko, tsy hamaly ratsy anao aho ». Izay, hoy ny fiafaran’ny angano, no nahatonga ny filazana hoe : « Tendry Ndriananahary, rey olona, ny fanambadiana ». Hanamafy ny fanazavan’i François Noiret momba ny fototry ny fanambadiana araka ny hita amin’ny anganon’i Boniamasoboniamanoro samihafa nohadihadiny ny voalaza ao amin’io angano antanosy io. Ankoatra izay, raha ny momba an’i François Noiret no horesahina teo amin’ny fiainana andavanandro. dia manaitra ary miavaka ny fahaizany ny teny malagasy. Marina fa manaitra ny Malagasy hatrany raha vao misy vahiny mahay ny teny malagasy :Oay tena mahay teny gasy ilay vazaha. Tahaka ny zava-mahagaga izany satria toa tsy misy fotony ny « teny gasy » ka ahoana no hahaizan’ny Vazaha ny teny malagasy ary ataony inona. Misy milaza moa fa tsy mahagaga ny Mompera miteny malagasy. Fa hafa noho ireny rehetra ireny i François Noiret fa tsy vitan’ny miresaka sy miteny ary mampianatra sy manazava hevitra amin’ny teny Malagasy izy fa naka ny feo sy ny lantom-peo mihitsy. Tsy hainao ho vazaha ny miteny ao ambadika ao, raha tsy hitanao izy, fa dia tena ataonao fa betsileo ray, betsileo reny ilay miteny. Ary dia izany tokoa i François Noiret ; noraisin’ny fiaraha-monina ho zanaky ny Betsileo tokoa izy ka nandray ny anarana hoe Razafintsalama. Nanana andraikitra tamin’ny fampianarana ambaratonga ambony teny amin’ny Oniversiten’Andrianjato-Fianarantsoa i François Noiret.Ray ampanahyna « aumôkatnier » ôlika izy tamin’izany ary niezaka hampita tamin’ny mpianatra ny foto-kevitry ny fahamarinana sy ny fihavanana marina. Nisy tsy nankasitraka loatra izany fomba fiheverana najorony sy ny fihetsika nentiny naneho izany. Nilaza ny heviny hatrany mikasika ny tsy fetezan-draharaha teo amin’ny fitantanana ny Oniversitéizy tamin’izany, indrindra ny adim-poko miotrika hatrany tarnin’io Oniversitéio. Ankehitriny dia tsangambato lehibe no atolony ho antsika amin’ny famoahana ity bokyLe Mythe d’Iboniaity. Mirary ny tsirairay, indrindra ny manam-pahaizana, hahita tombontsoa amin’ny famakiana izany.
7
SOLO-RAHARINJANAHARY
Préface
La carrière de François Noiret, qui signe parfois aussi Razafintsalama, s’inscrit dans la tradition de ces missionnaires qui finissent par être convertis à la culture vers laquelle ilsétaient d’abord partis en mission. Ses ouvrages nous entraînent dans une quête passionnée de la culture malgache moderne, qui se rétablit sur des bases en partie renouvelées, après sa confrontation à la puissante expansion de l’Europe, missionnaire puis coloniale. On sait que, dans le cas de Madagascar, c’est la mission qui s’est implantée d’abord, trois générations avant l’entreprise coloniale, et que cette dernière a dû tenir compte de la synthèse culturelle réalisée avant elle, en particulier dans le domaine linguistique : la langue malgache, dotée au cours de la période missionnaire d’uneécriture et d’une orthographe, d’une presse, d’une littérature imprimée, a conservépendant toute la période coloniale une part de cet acquis. Cette synthèse culturelle, dans laquelle les missions ont jouéun rôle déterminant, est la ligne directrice des travaux de F. Noiret. C’était pour moi la révélation de son gros livre (d’abord une thèse) sur lesChants de lutte, chants de viles zafindraony du pays betsileoe : (L’Harmattan, 1995). Je connaissais ces chants religieux catholiques, parfois aussi protestants, célèbres dans tout Madagascar, dont les textes sont le plus souvent extraits du matériau fourni par les missions, versets de l’Évangile, phrases tirées de l’histoire sainte, du catéchisme, ou tout simplement de cantiques d’église, tandis que la musique et les conditions d’exécution se rattachent à la tradition orale, ce qui justifie leur nom dezafindraony, qui veut dire«méMais je croyais,tis ». comme beaucoup d’auditeurs sans doute, que compositeurs et chanteurs répétaient sans grand discernement les thèmes qui leurétaient fournis, et que l’originalité était surtout dans l’exécution, et aussi dans cette manière désinvolte, parfois à la limite de la parodie, dont les paroles peuvent être gauchies... Quelle surprise de voir, dans l’analyse minutieuse et empathique de Noiret, qu’en fait, les compositeurs – lettrés, mais d’instruction plutôt limitée – ne déformaient pas leurs textes au hasard, mais qu’ils les méditaient, les reformulaient, allant parfois jusqu’à donner une leçon de cohérence spirituelle à leurs premiers auteurs.
Voir Alternate Text
  • Univers Univers
  • Ebooks Ebooks
  • Livres audio Livres audio
  • Presse Presse
  • Podcasts Podcasts
  • BD BD
  • Documents Documents
Alternate Text